plt_tq/num/22/05.md

12 lines
550 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tian'i Balaka atao amin'ny firenena izay tonga avy tany Egypta?
Tian'i Balaka hanozona ny firenena izay tonga avy tany Egypta i Balama.
# Nahoana no tian'i Balaka hanozona ny firenena izay tonga avy tany Egypta i Balama?
Tiany hanozona ny firenena izay tonga avy tany Egypta i Balama satria nandrakotra ny tany izy ireo, akaiky azy izy ireo, ary mahery loatra aminy izy ireo.
# Inona no fantatr'i Balaka fa vitan'i Balama?
Fantatr'i Balaka fa na iza na iza tahian'i Balama dia ho voatahy, ary na iza na iza hozoniny, dia ho voaozona.