forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
275 B
Markdown
4 lines
275 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'i Mosesy sy Arona fa hitranga satria tsy natoky an'i Yaveh na nanamasina Azy teo imason'ny vahoakan'Israely izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nilaza tamin'izy ireo Yaveh fa tsy hitondra ny fiangonan'ny vahoaka any amin'ny tany efa nomen'i Yaveh azy ireo izy ireo.
|