forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
352 B
Markdown
8 lines
352 B
Markdown
|
# Inona no nangatahan'ny vahoaka, ny fiangonan'i Yaveh, tamin'i Mosesy sy Arona?
|
||
|
|
||
|
Nanontany an'i Mosesy sy Arona hoe nahoana no nitondra azy ireo sy ny biby fiompin'izy ireo tany an'efitra mba ho faty ny vahoaka.
|
||
|
|
||
|
# Tsy nanana inona ny vahoaka tany an'efitr'i Sina?
|
||
|
|
||
|
Tsy nanana voa, aviavy, voaloboka, na ampongabendanitra na rano sotroina ny vahoaka.
|