forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
774 B
Markdown
12 lines
774 B
Markdown
|
# Inona no hahazo ny olona izay niditra tao amin'ny lay izay nahafatesan'ny olona na izay efa tao anatin'ny lay no maty ilay olona?
|
||
|
|
||
|
Ireo izay niditra tao amin'ny lay izay nisy olona maty sy ireo izay efa tao anatin'ny lay no maty ilay olona dia ho maloto mandritra ny fito andro.
|
||
|
|
||
|
# Inona no hahazo ireo fitoeran-javatra izay tsy nisarona rehefa nisy olona maty tao anatin'ny lay?
|
||
|
|
||
|
Ny fitoeran-javatra izay nisokatra dia lasa maloto rehefa nisy olona maty tao anatin'ny lay.
|
||
|
|
||
|
# Inona no lalàna ho an'ny olona ivelan'ny lay izay nikasika olona izay matin-tsabatra na izay nikasika fatin'olona hafa, taolan'olona, na fasana?
|
||
|
|
||
|
Ny Israelita izay nikasika olona izay matin-tsabatra na izay nikasika fatin'olona hafa, taolan'olona, na fasana dia haloto mandritra ny fito andro.
|