forked from WA-Catalog/plt_tq
16 lines
910 B
Markdown
16 lines
910 B
Markdown
|
# Hafiriana no hahaloto ny olona izay nikasika fatin'olona?
|
||
|
|
||
|
Na iza na iza mikasika fatin'olona dia haloto mandritra ny fito andro.
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no hanadiovan'ny olona izay nikasika fatin'olona ny tenany?
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay nikasika fatin'olona dia tsy maintsy manadio ny tenany amin'ny andro fahatelo sy amin'ny andro fahafito mba hadio amin'ny andro fahafito.
|
||
|
|
||
|
# Inona no hahazo ny olona izay nikasika fatin'olona fa tsy nanadio ny tenany tamin'ny andro fahatelo?
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay tsy nanadio ny tenany tamin'ny andro fahatelo rehefa avy nikasika faty dia tsy hadio amin'ny andro fahafito.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ny olona izay nikasika faty, nefa tsy nanadio ny tenany, no mijanona ho maloto; ary inona no hahazo izany olona izany?
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay nikasika faty nefa tsy nanadio ny tenany dia hijanona ho maloto satria nandoto ny tabernakelin'i Yaveh izy. Izany olona izany dia hofongorana amin'ny Israely ary hitoetra ho maloto.
|