plt_tq/num/18/14.md

8 lines
298 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy maintsy vidian'ny olona indray?
Tsy maintsy mividy ny lahy voalohan-teraka rehetra sy ny lahy voalohan-teraky ny biby madio ny olona.
# Amin'ny fotoana inona no hividianan'ny olona ny lahimatoa indray?
Tsy maintsy mividy ny lahimatoa aorian'ny maha-iray volana azy ireo ny olona.