plt_tq/num/18/12.md

4 lines
310 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Zavatra hafa inona no nomena ny fianakavian'i Arona?
Ny tsara indrindra amin'ny menaka, ny tsara indrindra amin'ny divay vaovao sy ny vary, ny voaloham-bokatra, ary ny vokatra masaka avy amin'ny tanin'izy ireo izay nentin'ny olona ho an'i Yaveh no ho an'i Arona sy ireo izay madio tao amin'ny fianakaviany.