forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
783 B
Markdown
12 lines
783 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'i Yaveh fa i Arona, ireo zanany lahy, ary ireo fokon-drazany ihany ho tompon'andraikitr'izany?
|
||
|
|
||
|
Nilaza tamin'i Arona i Yaveh fa izy, ireo zanany lahy, ary ireo fokon-drazany ihany no ho tompon'andraikitry ny fahotana rehetra natao tamin'ny fitoerana masina.
|
||
|
|
||
|
# Iza no nolazain'Andriamanitra fa ho tompon'andraikitry ny fahotana rehetra izay nataon'ny olona tamin'ny fisoronana?
|
||
|
|
||
|
Arona sy ireo zanany lahy ihany no ho tompon'andraikitry ny fahotana rehetra izay nataon'ny olona tamin'ny fisoronana.
|
||
|
|
||
|
# Foko iza no nanampy an'i Arona sy ireo zanany lahy rehefa nanompo teo anoloan'ny lain'ny didim-panekena izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Ny fokon'i Levy, ny fokon-drazan'i Arona, no nanampy an'i Arona sy ireo zanany lahy rehefa nanompo teo anoloan'ny lain'ny didim-panekena izy ireo.
|