plt_tq/num/16/01.md

12 lines
611 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza—tamin'ny niaraka tamin'i Datana, Abirama, ary Ona—no nanangona sasany tamin'ireo lehilahy hanohitra an'i Mosesy?
Nanangona sasany tamin'ireo lehilahy hanohitra an'i Mosesy i Kora.
# Iza no niaraka tamin'i Kora, Datana, Abirama, ary Ona mba hitsangana hanohitra an'i Mosesy?
Mpitariky ny vahoakan'Israelita dimampolo sy roanjato no nitsangana niaraka tamin'izy ireo hanohitra an'i Mosesy.
# Lehilahy roa iza no noheverin'i Kora sy ireo hafa fa nanandra-tena ho ambonin'ny ambin'ny fiangonan'i Yaveh?
Nihevitra izy ireo fa Mosesy sy Arona no nanandra-tena ho ambonin'ny ambin'ny fiangonan'i Yaveh.