plt_tq/num/13/27.md

8 lines
334 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no notaterin'ireo lehilahy momba ny vahoaka tao amin'ilay tany?
Nitatitra ireo lehilahy fa natanjaka ny vahoaka izay nanao ny tranon'izy ireo tao amin'ilay tany.
# Teny inona no nentin'ireo lehilahy niverina momba ireo tanàna tao amin'ilay tany?
Nitondra teny niverina ireo lehilahy fa mimanda sy midadasika ireo tanàna.