plt_tq/num/13/17.md

12 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Mosesy mba hodinihan'ireo lehilahy momba ny vahoaka izay nipetraka tao amin'ilay tany?
Nilaza tamin'ireo lehilahy mba handinika ny vahoaka izay nipetraka tao i Mosesy, na matanjaka na malemy, ary na vitsy na maro izy ireo.
# Inona no nolazain'i Mosesy mba hojeren'ireo lehilahy momba ireo tanàna ao amin'ilay tany?
Nilaza tamin'izy ireo i Mosesy mba hijery raha toy ny toby na tanàna mimanda ireo tanàna.
# Inona no nolazain'i Mosesy mba hozahan'ireo mpitarika momba ny tany ary inona no tokony entin'izy ireo miverina?
Niteny tamin'ireo mpitarika i Mosesy mba hijery na tsara ho an'ny fambolena na tsia ilay tany, ary raha misy hazo maniry ao na tsia, ary hitondra santionany amin'ny vokatry ny tany.