plt_tq/num/12/06.md

8 lines
396 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nanambaran'i Yaveh ny tenany tamin'ireo mpaminaniny teo amin'ireo vahoaka?
Rehefa miaraka amin'ny vahoaka ny mpaminanin'i Yaveh, dia nanambara ny tenany tamin'ilay mpaminany tamin'ny fahitana sy nofy Yaveh.
# Ahoana no niresahan'i Yaveh tamin'ny fomba hafa tamin'i Mosesy noho ireo mpaminany hafa?
Niresaka tamin'i Mosesy nivantana Yaveh, fa tsy tamin'ny fahitana na ankamantatra.