plt_tq/num/11/18.md

8 lines
237 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no hamatsy sakafo mba hohanin'ny vahoaka?
Hamatsy sakafo ho azy ireo Yaveh, ary hihinana izany izy ireo.
# Hafiriana no nolazain'i Yaveh fa hihinanan'ny vahoaka sakafo?
Hihinana sakafo mandritra ny volana manontolo ny vahoaka.