forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
441 B
Markdown
8 lines
441 B
Markdown
|
# Inona no nitranga tamin'ny taona faharoa, tamin'ny volana faharoa, tamin'ny andro faha roapolon'ny volana?
|
||
|
|
||
|
Tamin'ny taona faharoa, tamin'ny volana faharoa, tamin'ny andro faha roapolon'ny volana, dia nisandratra avy eo amin'ny tabernakelin'ny lalàn'ny fanekena ny rahona.
|
||
|
|
||
|
# Taiza no nandehan'ny vahoakan'Israely taorian'ny nialan'izy ireo tany an'efitr'i Sinay?
|
||
|
|
||
|
Nandeha niala tany an'efitr'i Sinay ho any an'efitr'i Parana ny vahoaka.
|