plt_tq/num/09/11.md

8 lines
433 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana no nitandreman'ireo lehilahy ireo ny Paska fa tsy amin'ny andro faha-14 amin'ny volana faha-1?
Ireo lehilahy izay maloto na nandeha lavitra dia nitandrina ny Paska tamin'ny andro faha-14 tamin'ny volana faha-2.
# Inona no sasany tamin'ireo fitsipika hitandremana ny Paska?
Nihinana ny Paska tamin'ny mofo tsy misy masirasira sy ana-mangidy ary tsy hamela izany mandra-maraina izy ireo ary tsy hanapaka ny taolan'ny biby.