forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
613 B
Markdown
12 lines
613 B
Markdown
|
# Inona no ataon'ny mpisorona eo an-dohan'ny Nazirita mba hasandratra ho fanatitra eo anatrehan'i Yaveh mba hatolotra ho an'i Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Eo an-tanan'ny Nazirita, dia hametraka ny soroky ny ondrilahy eo an-tanan'ilay Nazirita, singa-mofo tsy misy lalivay ao amin'ny harona, ary mofo manify tsy misy lalivay iray ny mpisorona.
|
||
|
|
||
|
# Natokana ho an'iza izany fanatitra izany, miampy ny mofo sy ny fe izay nasandratra, taty aoriana kely?
|
||
|
|
||
|
Izany fanatitra izany, miampy ny mofo sy ny fe izay nasandratra, dia natokana ho an'ny mpisorona.
|
||
|
|
||
|
# Inona no afaka sotroin'ny Nazirita aorian'izany?
|
||
|
|
||
|
Afaka misotro divay ny Nazirita.
|