plt_tq/neh/10/28.md

4 lines
288 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nanokan-tena ho an'ny lalàn'Andriamanitra izay nomena an'i Mosesy?
Ireo izay nanokan-tena ho an'ny lalàn'Andriamanitra dia ny olona sisa izay mpisorona, Levita, mpiandry vavahady, mpihira, mpanompon'ny tempoly, ary ireo rehetra izay namato-tena tamin'ny lalàn'Andriamanitra.