plt_tq/neh/09/36.md

8 lines
427 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ireo mpanan-karena nahazo tombony no nankany amin'ireo mpanjaka izay napetrak'Andriamanitra teo amin'izy ireo?
Ireo mpanan-karena nahazo tombony dia nankany amin'ireo mpanjaka nohon'ny fahotan'ireo Israelita.
# Nahoana ireo Israelita no tao anaty fahoriana lehibe?
Tao anaty fahoriana lehibe ireo Israelita satria nanapaka teo amin'ny tenan'izy ireo sy ny biby fiompiny araka izay nahafinaritra azy ireo mpanjaka.