plt_tq/neh/09/01.md

4 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'ny ankapobeny, inona no nataon'ireo vahoakan'Israely rehefa niara-niangona tamin'ny andro fahefatra amby roapolo tamin'io volana io ihany?
Nifady hanina, nanao akanjo fisaonana ny vahoakan'Israely, ary nanisy vovoka teny an-dohany. Nanasaraka ny tenany tamin'ny vahiny ireo Israelita, ary nitsangana ka niaiky nyy fahotany manokana sy ny fahotan'ny razany.