plt_tq/neh/06/08.md

8 lines
357 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no namalian'i Nehemia ny hafatr'i Sanbala fahadimy?
Novalian'i Nehemia izany tamin'ny filazana fa namorona ireo tatitra ireo tao am-pony i Sanbala.
# Inona no nivavahan'i Nehemia rehefa fantany fa nitady hampijanona ny asa i Sanbala sy ny fahavalon'i Jiosy ary natahotra ireo Jiosy?
Nivavaka i Nehemia mba hampatanjahan'Andriamanitra ny tanany.