plt_tq/neh/03/03.md

8 lines
228 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nanorina ny Vavahadin'ny Hazandrano?
Namboarin'ireo zanaka lahin'i Hasena ny Vavahadin'ny Hazandrano.
# Mpitarik'iza no tsy nanaiky hanao ny asa nibaikoan'ireo mpanara-masony?
Ny Tekoita no tsy nanaiky hanao ny asa.