plt_tq/nam/01/15.md

8 lines
332 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza ny tongony no hitondra ireo vaovao mahafaly?
Eny an-tendrombohitra ny tongony no hitondra ireo vaovao mahafaly.
# Nahoana i Joda no tokony hankalaza ny firavoravoana ary hitandrina ny voady?
Joda dia tokona hankalaza izany firavoravoana izany ary hitandrina ilay voady, fa tsy handositra azy ireo intsony ny ratsy fanahy.