plt_tq/nam/01/07.md

8 lines
236 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'inona no afahantsika mampitaha an'i Yaveh amin'ny andro fahoriana?
Yaveh dia fiarovana mafy amin'ny andro fahoriana.
# Ao amin'inona no hanenjehan'i Yaveh ireo fahavalo?
Yaveh dia hanenjika ireo fahavalony ao amin'ny haizina.