plt_tq/nam/01/02.md

12 lines
248 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'inona no fahafenoan'i Yaveh?
Yaveh dia feno fahatezerana.
# Amin'iza Yaveh no anao valy faty?
Yaveh dia anao valy faty amin'ireo mpifanandrina aminy.
# Aiza no anaovan'i Yaveh ny lalany?
Hanao ny lalany ao amin'ny tafio-drivotra Yaveh.