plt_tq/mrk/01/09.md

8 lines
386 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no hitan'i Jesosy raha vao nivoaka ny rano izy taorian'ny nanaovan'i Jaona batisa azy?
Taorian'ny fanaovana batisa, dia nahita ny lanitra nisokatra i Jesosy ary nidina teo aminy toy ny voromailala ny Fanahy Masina.
# Inona no nolazain'ny feo avy any an-danitra raha natao batisa i Jesosy?
Nilaza ny feo avy any an-danitra hoe: "Ianao dia Zanako malalako; Ianao no sitrako."