plt_tq/mat/28/01.md

8 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Andro inona sy fotoana inona no nandehanan'i Maria Magdalena sy ilay Maria iray hafa tany amin'ny fasan'i Jesosy?
Vao mangiran-dratsy tamin'ny andro voalohan'ny herinandro no nandeha tany amin'ny fasan'i Jesosy izy ireo.
# Ahoana no fomba nampikodia ilay vato hiala teo amin'ny fasan'i Jesosy?
Nisy anjelin'ny Tompo nidina ary nanakodia ilay vato.