plt_tq/mat/27/45.md

8 lines
311 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nitranga nanomboka tamin'ny ora fahenina ka hatramin'ny ora fahasivy?
Tonga nanarona ny tany manontolo ny haizina nanomboka tamin'ny ora fahenina ka hatramin'ny ora fahasivy.
# Inona no nihiakan'i Jesosy tamin'ny ora fahasivy?
Nihiaka Jesosy hoe: "Andriamanitro o, nahoana Ianao no nahafoy Ahy?".