plt_tq/mat/27/41.md

4 lines
198 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nihantsian'ireo vahoaka, ireo lohan'ny mpisorona, ary ireo loholona an'i Jesosy mba hataony?
Nihantsy an'i Jesosy mba hamonjy ny tenany sy hidina avy teo amin'ny hazofijaliana izy ireo.