forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
341 B
Markdown
8 lines
341 B
Markdown
|
# Nahoana no Barabasy, fa tsy Jesosy no navotsotra araka ny fomba amin'ny firavoravoana?
|
||
|
|
||
|
Nandresy lahatra an'ireo vahoaka ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona mba hangataka ny hamotsorana an'i Barabasy fa tsy Jesosy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no notabatabain'ny vahoaka mba hatao amin'i Jesosy?
|
||
|
|
||
|
Nihiakiaka mafy ny vahoaka fa tian'izy ireo homboana Jesosy.
|