plt_tq/mat/26/27.md

4 lines
191 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'i Jesosy momban'ny kapoaka izay natolony ho an'ireo mpianatra?
Nambaran'i Jesosy fa ny kapoaka dia ràn'ny fanekeny izay halatsaka ho an'ny maro ho famelana ny fahotana.