plt_tq/mat/26/06.md

4 lines
244 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fihetsika nasetrin'ireo mpianatra rehefa nandraraka menaka lafo vidy teo amin'ny lohan'i Jesosy ilay vehivavy?
Tezitra ireo mpianatra ary te-hahafantatra ny antony tsy nivarotana ilay menaka ka nanomezana ny vola ho an'ny mahantra.