forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
439 B
Markdown
8 lines
439 B
Markdown
|
# Inona no ataon'ny mpanompo ratsy fanahy raha mbola lavitra ny tompony?
|
||
|
|
||
|
Mikapoka ny mpanompo namany ary mihinana sy misotro miaraka amin'nireo mpimamo ny mpanompo ratsy fanahy rehefa lavitra ny tompony.
|
||
|
|
||
|
# Inona no hataon'ny tompony ho an'ilay mpanompo rasty fanahy rehefa miverina izy?
|
||
|
|
||
|
Rehefa miverina, dia hikapakapa izany mpanompo ratsy fanahy izany ary handefa azy any amin'izay misy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify ny tompony.
|