plt_tq/mat/23/37.md

8 lines
282 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nirian'i Jesosy ho an'ny zanak'i Jerosalema, ary nahoana izany no tsy tanteraka?
Naniry ny hanangona ny zanak'i Jerosalema ho iray Jesosy, saingy tsy nanaiky izy ireo.
# Havela ho toy ny ahoana ny tranon'i Jerosalema ankehitriny?
Havela ho lao ny tranon'i Jerosalema.