plt_tq/mat/23/23.md

4 lines
278 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Na dia nandoa ny fahafolon'ny solila sy ny aneta ary ny komina aza izy ireo, inona no tsy vitan'ireo Fariseo sy ny mpanora-dalàna?
Tsy nahavita nanao ny raharahan'ny lalàna mavesa-danja kokoa ireo mpanora-dalàna sy ny Fariseo _ dia ny rariny, ny indrafo, ary ny finoana.