plt_tq/mat/21/35.md

8 lines
308 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'ireo mpamboly voaloboka tamin'ireo mpanompo izay nirahin'ny tompony haka ny voalobony?
Nikapoka, namono, ary nitora-bato an'ireo mpanompo ireo mpamboly voaloboka.
# Ny farany, iza no nalefan'ilay tompo tany amin'ireo mpamboly voaloboka?
Ny farany dia ny zanany lahy mihitsy no nalefany.