forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
605 B
Markdown
12 lines
605 B
Markdown
|
# Inona no fanontaniana napetrak'i Jesosy tamin'ireo lohan'ny mpisorona ho setrin'izany?
|
||
|
|
||
|
Nanontany tamin'izy ireo Jesosy ny amin'ny hevitr'izy ireo raha avy an-danitra na avy amin'ny olona ny batisan'i Jaona Mpanao Batisa.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no tsy te-hamaly ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna fa avy any an-danitra ny batisan'i Jaona?
|
||
|
|
||
|
Fantatr'izy ireo fa hanontany azy ireo indray Jesosy hoe nahoana izy ireo no tsy nino an'i Jaona.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ireo lohan'ny mpisorona no tsy te-hamaly fa avy amin'ny olona ny batisan'i Jaona?
|
||
|
|
||
|
Natahotra ny vahoaka izy ireo, izay nihevitra an'i Jaona ho mpaminany.
|