plt_tq/mat/21/15.md

4 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Rehefa nanohitra izay niantsoantsoan'ny ankizy momban'i Jesosy ireo lohan'ny mpiorona sy ny mpanora-dalàna, inona no nolazain'i Jesosy tamin'izy ireo?
Naka ny tenin'ny mpaminany iray Jesosy, izay nilaza fa avy amin'ny vavan'ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nandavorarian'Andriamanitra ny fiderana.