plt_tq/mat/20/17.md

4 lines
334 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no tranga izay nolazain'i Jesosy mialoha tamin'ireo mpianany raha nandeha niakatra ho any Jerosalema izy ireo?
Nolazain'i Jesosy tamin'ireo mpianany fa hatolotra any amin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna Izy, ho melohana ho faty, homboana amin'ny hazofijaliana, ary amin'ny andro fahatelo dia hitsangana indray.