plt_tq/mat/14/31.md

8 lines
318 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nitranga rehefa niditra tao an-tsambokely i Jesosy sy Petera?
Rehefa niditra tao an-tsambokely i Jesosy sy Petera dia nitsahatra nitsoka ny rivotra.
# Inona no nataon'ireo mpianatra rehefa nahita izany?
Rehefa nahita izany ireo mpianatra, dia nidera an'i Jesosy ary nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra.