forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
299 B
Markdown
4 lines
299 B
Markdown
|
# Ao amin'ny fanoharana momban'ny mpamafy, karazan'olona tahaka ny ahoana ilay voa nafafy teny amin'ny tany be vato?
|
||
|
|
||
|
Ireo voa nafafy teny amin'ny tany be vato dia ny olona izay mandre ny teny ary mandray izany am-pifaliana avy hatrany, saingy tafintohina eo noho eo rehefa raikitra ny fanenjehana.
|