plt_tq/mat/11/18.md

8 lines
398 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'izany taranaka izany momban'i Jaona Mpanao Batisa izay tsy tonga nihinana mofo na nisotro divay?
Nolazain'izany taranaka izany fa nisy demonia i Jaona Mpanao Batisa.
# Inona no nolazain'izany taranaka izany momban'i Jesosy izay tonga nihinana mofo sy nisotro divay?
Nolazain'izany taranaka izany fa tenda-kanina sady mpimamo, ary naman'ny mpamory hetra sy ny mpanota Jesosy.