plt_tq/mat/08/26.md

8 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Rehefa namoha an'i Jesosy ireo mpianany satria natahotra ny ho faty, inona no nolazain'i Jesosy tamin'izy ireo?
Hoy Jesosy tamin'ireo mpianatra hoe: "Nahoana ianareo no matahotra, ry kely finoana?"
# Nahoana no talanjona tamin'i Jesosy ireo mpianatra taorian'ny nahatony ny andro?
Talanjona tamin'i Jesosy ireo mpianatra satria nanaiky Azy ny rivotra sy ny ranomasina.