plt_tq/mat/06/25.md

4 lines
253 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nahoana isika no tsy tokony hiahiahy amin'izay hohanina, ho sotroina, ary ho tafiana?
Tsy tokony hiahiahy amin'izay hohanina, ho sotroina, ary ho tafiana satria na dia ny vorona aza dia karakarain'ny Ray, ary isika dia manan-danja lavitra noho ireo.