plt_tq/mat/06/05.md

12 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no valim-pitia azon'ireo mpihatsaravelatsihy izay mivavaka mba ho tazan'ny olona?
Ireo mpiatsaravelatsihy izay mivavaka mba ho hitan'ny olona dia handray ny valim-pitiany avy amin'ny olona.
# Avy amin'iza no handraisan'ireo izay mivavaka mangingina ny valim-pitia?
Ireo izay mivavaka mangingina dia handray ny valim-pitia avy amin'ny Ray.
# Nahoana no tsy tokony hivavaka amin'ny famerimberenan-teny fahatany isika araka ny filazan'i Jesosy?
Ambaran'i Jesosy fa tsy tokony hamerimberina teny fahatany satria efa fantatry Ray mialohan'ny hangatahantsika aminy izay ilaintsika.