plt_tq/mat/02/13.md

8 lines
429 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no toro-lalana azon'i Josefa tamin'ny nofy?
Notoroana lalana tao anaty nofy iray Josefa mba haka an'i Jesosy sy Maria ary handositra ho any Egypta, satria nitady ny hamono an'i Jesosy i Heroda.
# Inona no faminaniana tanteraky ny fiverenan'i Jesosy avy tany Egypta taty aoriana?
Ilay faminaniana hoe: "Nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako" no faminaniana tanteraky ny fiverenan'i Jesosy avy tany Egypta taty aoriana.