forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
312 B
Markdown
8 lines
312 B
Markdown
|
# Satria Jesosy nanambara hoe Izy no Kristy, ka noho izany ny olona, ny miaramila, ary iray amin'ireo jiolahy dia niantsy Azy mba hanao inona?
|
||
|
|
||
|
Niantsy Azy mba hamonjy ny tenany izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Inona no voasoratra amin'ilay famantarana eo ambonin'i Jesosy?
|
||
|
|
||
|
Izao no voalazan'izany hoe: "INTY NO MPANJAKAN'I JIOSY."
|