plt_tq/luk/23/01.md

4 lines
227 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fanamelohana manohitra an'i Jesosy nampanaovin'ireo mpitarika Jiosy an'i Pilato?
Nilaza izy ireo fa Jesosy dia nametaveta ny firenena, nandrara nanome hetra an'i Kaisara, ary nilaza fa Izy no Kristy, ilay mpanjaka.