forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
245 B
Markdown
4 lines
245 B
Markdown
|
# Inona no famantarana nolazain'i Jesosy hoe hialoha ny fahatongavany amin'ny hery sy voninahitra lehibe?
|
||
|
|
||
|
Izy nilaza hoe hisy famantarana eny amin'ny masoandro, ny volana, ary ny kintana, ary ny fahorian'ny firenena ety amin'izao tontolo izao.
|