plt_tq/luk/21/07.md

8 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no fanontaniana roa napetraky ny olona momba ny tempoly tamin'i Jesosy?
Nanontany izy ireo hoe: "Rahoviana ireo zavatra ireo no hitranga, ary inona no ho famantarana fa efa hiseho ireo?"
# Jesosy nampitandrina fa mpamitaka maro no ho tonga. Inona no holazain'ireo mpamitaka ireo?
Hilaza izy ireo hoe: "Izaho no izy," ary hoe: "Efa akaiky ny fotoana."