plt_tq/luk/18/03.md

8 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nangatahan'ilay mpitondra tena amin'ny fitsarana tsy ara-drariny?
Nangataka rariny manoloana ny fahavalony izy.
# Afaka fotoana vitsy, inona no nolazain'ilay mpitsara tsy marina tamin'ny tenany?
Hoy izy: "Satria io mpitondra tena io nanahirana azy ary tsy nitsahatra nankany aminy, dia hanampy azy hahazo ny rariny aho."